Fandavan'ny Baiboly

Marobe ny andinin-tSoratra Masina mitory ny fandavana tanteraka ireo fampianaran’ny Teozofia ireo. Koa indro alahatray manaraka eto izany. Ny iangavianay amin’ny mpamaky kosa, di any handinihany izany miadana sady arahana fandalinana araka izay azo atao.

Mahereza ary, koa ankino mandrakariva amin’ny Tompo hatrany ny fiainam-panahinareo sy ny maha-kristiana anareo.

Heb. 4: 14; Heb.9: 27; I Tes.4: 17; Isa.1: 18; I Jao.1: 9; Rom.6: 23; Mat;24: 24 – 26; Joda 3; Kol.1: 19; Kol.1: 20, 25 – 26; Gal.1: 8; Jao.1: 14; Jao.8: 44; Mat.12: 50; Jao.1:12 – 13; Jao.3:1 – 5; Efes.2:8 – 10; Tit.3: 5.

Bible ouverte 1

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site